• frenmg

Tongasoa eto amin'ny La Promenade, amoron-dranomasin'ny Mahajanga
Manatrika ny ranomasina sy mahita tsara ny filetehan'ny masoandro…

Nahandro mahafapo, tsara sy amin'ny hanitra vaovao no miandry anao,
amin'ny lera rehetra, amin'ny toerana mahatalanjona.

 


 

 

 

Alatsinainy atramin'ny Alahady manomboka 08 atramin'ny 11 alina
Boulevard Poincarre,  401 Majunga

+261 34 96 755 53  ǀ +261 32 51 510 44
lapromenademjnmg@gmail.com